Teny iditra | very rerika | |
Singan-teny | very ; rerika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |