|
|
|
|

Teny iditra 1  vangiana
Fototeny  2 vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
9 Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be visited [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on visite [1.3]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 vaingana, vangiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21