|
|
|
|

Teny iditra 1  valoina
Fototeny  2 valo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Zaraina valo: Valoy io mofo io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be divided into eight [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on partage en huit [1.3]

Fivaditsoratra  11 avalony, 12 avilano, 13 lanivoa, 14 lavanio, 15 loviana, 16 ovinala, valoina, 17 volaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20