Teny iditra vakio (vaky)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vakina [fitanisana]
Ohatra 
1Vakio io kitay hazo io (Fendez ce bois de chauffage) [1.3]
2Vakio tsara io hazo fisaka io (Fendez bien cette planche) [1.3]
3diniho sy vakio matetika hiany ny tantara sy ny fomba nentin-drazana [2.48]
4Vakio ny anaran'ny tsy nandoa hiheveran'ny maro, koa rehefa tsy mety handoa izy, ka havela tsy ho vita va ny trano? [2.59]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31