Teny iditra | tsy misy vato mifanongoa | |
Singan-teny | tsy ; misy ; vato ; mifanongoa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: rava | |
Ohatra | Ny lapan' ny mpanjaka dia efa rava avokoa, ka tsy misy vato mifanongoa tavela hilaza ny niorenany;
[1.38] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/28 |