Teny iditra | tsy misorona | |||
Singan-teny | tsy ; misorona | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsy misorona io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |