Teny iditra tsy manan-droa hamolahana
Singan-teny tsy ; manana ; roa ; amolahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05