Teny iditra tsy mahazaka loloha
Singan-teny tsy ; mahazaka ; loloha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy tia na tsy afaka manohana havana mila fanampiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21