Teny iditra tsy izaran' ny olona henamaso
Singan-teny tsy ; izarana ; olona ; henamaso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahamenatra ny olona, tsy hajain' ny olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20