Teny iditra tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty
Singan-teny tsy fahita firy ; ohatra ; gisa ; mainty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mahalana dia mahalana no ahitana azy na ho hita aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25