Teny iditra |
tsy akory
|
Singan-teny | tsy ; akory |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
|
Ohatra | Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory
[1.1]
|
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
tsy ... akory
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Not at all, by no means, on no account [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pas du tout [1.8]
|
| Ne ... guère [1.5]
|
Ohatra |
1 | tsy misy iraisany akory.
[2.285]
|
2 | Hay tsy matory akory ise!
[2.499]
|
3 | Tsy tahotra akory fa toetra.
[2.5]
|
|
Kamban-teny |
|
|