|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikitsiky
Fototeny  2 tsiky
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3#767]
Ohatra  7  tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. [2.1022]
8  Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296#44]
9  Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499#62]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20