Teny iditra |
tsikaroka
(karoka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihohihozana amin' ny tongotra aman-tanana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de gratter avec les mains ou les pattes, de les remuer dans [1.3]
|
| Action de gratter [1.107]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tsikaroka
(karoka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty rano; fanipazana ny tanan-kavia sy ny tanan-kavanana mifandimbindimby rehefa milomano [1.1]
|
| Lomanon' ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de nager comme les chiens [1.3]
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
antsitrika ~
rano tsilany ~
tsipy sandry |
|