|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikamokamo
Fototeny  2 kamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 malaindaina, tsy rotodrototra [1.1#986]
Fanazavàna teny frantsay  8 nonchalant, paresseux; s. comme kamoladina, mais moins usité [1.3#765]
Ohatra  9  Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? [2.996]

Fivaditsoratra  10 mitsako moka, tsikamokamo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20