Teny iditra | tsifolofolo (folo) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dix à dix [3.1] | |
Ohatra | Nangalana ny ankilany sy andaniny, Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany [2.576] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |