|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tselatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra
15 Helatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a flash of lightning, a flash [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 éclair, étincellement [1.8]
Ohatra  18  Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472#35]
Voambolana  19  Haitoetrandro
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tselatra

Teny iditra (2/3) 21  tselatra
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23 Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [1.1]

Teny iditra (3/3) 24  Tselatra
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26 pseudonyme de Rajonah [1.59]
Asa navoany  27  Diso hanta ka ratsy fiafona
28  1899 Zefina sy Armand
29  1907 Fitiavana mahery
30  1909 Velona ahy, maty ahy
Tsanganana sy sary iray takila  31  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Fivaditsoratra  tselatra, Tselatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15