Teny iditra tsarovina (tsiaro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Ohatra Hotsaroviko mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsarovina, tsaroviko, tsarovinao, tsaroviny, tsarovintsika, tsarovinay, tsarovinareo, tsarovin', tsarovin-, tsarovim-, tsarovi-
Ny lasa : notsarovina, notsaroviko, notsarovinao, notsaroviny, notsarovintsika, notsarovinay, notsarovinareo, notsarovin', notsarovin-, notsarovim-, notsarovi-
Ny hoavy : hotsarovina, hotsaroviko, hotsarovinao, hotsaroviny, hotsarovintsika, hotsarovinay, hotsarovinareo, hotsarovin', hotsarovin-, hotsarovim-, hotsarovi-
Filaza mandidy : tsarovy
Tovy hevitra tsaroana ~ tsarovana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20