|
|
|
|

Teny iditra 1  tsahivina
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 (pour Tsiahivina) Dont on se souvient [1.3#762]
Ohatra  10  Ny varavarana narindrina mora vohana
ny teny natao mora tsahivina
ny vato naorina adidy
[2.131]
Tsipelina hafa  11 tsiahivina

Fivaditsoratra  12 havitsina, tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22