Teny iditra tongava (tonga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra tonga [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Arrivez [1.3]
Ohatra 
1Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! [1.1]
2Raha izany ary, tongava any an-trano misakafo rahampitso antoandro. [2.4]
3Dia tongava soa! [2.499]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31