|
|
|
|

Teny iditra 1  tondroina
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra
9 Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be pointed at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on indique avec le doigt ou autre chose [1.3#723]
12 qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [1.8]
Ohatra  13  tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#]
14  Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471#45]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tondroina
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 anondrito, 18 anondroty, tondroina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21