Teny iditra |
tondra-drano
|
Singan-teny | tondra- (tondraka) ; rano |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A flood [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Inondation [1.8, 1.5]
|
| [ tondradrano ] Inondation [1.13]
|
| Crue [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay
[2.470]
|
2 | Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha
[2.59]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|