Teny iditra tolaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte
Qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tolaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] mosavy [1.78]

Teny iditra tolaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Avily amin'ny toeran-kafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Dérivation [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19