Teny iditra tohano (tohana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tohanana [fitanisana]
Ohatra 
1Tohano io marary io fa fanina [1.1]
2Anaka, tohano amin'ny andro fahanterana ny rainao, ary aza mampalahelo azy, amin'ny andro iainany. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31