Teny iditra tinezitra (tezitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatezitra, notezerana, enti-milaza olona nahatezitra ka norahonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Contre qui on s'est fâché, qu'on a admonesté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinezitra, tinezitro, tinezitrao, tineziny, tinezitsika, tinezitray, tinezitrareo, tinezitr', tinezi-, tinezitry
Ny lasa : notinezitra, notinezitro, notinezitrao, notineziny, notinezitsika, notinezitray, notinezitrareo, notinezitr', notinezi-, notinezitry
Ny hoavy : hotinezitra, hotinezitro, hotinezitrao, hotineziny, hotinezitsika, hotinezitray, hotinezitrareo, hotinezitr', hotinezi-, hotinezitry
Tovy hevitra voatezitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20