|
|
|
|

Teny iditra 1  tinampona
Fototeny  2 tampona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voajery, jerena avy eny ambony: Notinampony ny lohasaha manodidina ka variana izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Regardé d’en haut, touché, attaqué, frappé au sommet [1.3#664]
Tovy hevitra  9 voatampona

Fivaditsoratra  10 ampontany, 11 mpanotina, 12 mpiontana, tinampona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22