|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  tantana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  6 (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 duplicatif de tana [1.3]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tantana

Teny iditra (2/4) 9  tantana
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa
13 Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements [1.3]
15 distribution de vivres ou d'argent en parties égales [1.196]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how tantana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4) 18  tantana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait [1.3]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny how tantana

Teny iditra (4/4) 23  tantana
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 [Sakalava] (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976). [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  tantàna, tantana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14