Teny iditra tampony (tampona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tamponana [fitanisana]

Teny iditra tampony
Sokajin-teny anarana tampona sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy The top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le dessus, le sommet [1.8]
Ohatra 
1Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508]
2Ny Tonia Voalohany Mpampanoa ao amin' ny Fitsarana Tampony no manao ny fanenjehana. [1.320]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20