Teny iditra | tamina (tamy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be dug through, to be broken into [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste [1.3] | ||||||||
Qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | tamena | ||||||||
Fivaditsoratra | antima, manaty, matañy, mitana, tamany, tamina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |