Teny iditra takiboka (kiboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno (rano na rivotra hidiana tsy afa-mivoaka), enti-milaza vay feno nana, efitrano hipoka olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plein, bondé, gonflé, comme des abcès, des furoncles pleins de pus, comme une salle remplie de monde [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra takiboka (kiboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vitsy teny, jomòka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est taciturne, enfermé [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31