|
|
|
|

Teny iditra 1  taitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
20 Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 startled, shocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]
23 surpris, choqué [1.8]
Mpanahaka  24  ankona, 25  hendratra, 26  kehana, 27  mamaky takotra, 28  miantsambotra, 29  midobodoboka, 30  mientana iray ihany, 31  mikopapaka, 32  mikoropaka, 33  miontana, 34  mirongatra, 35  misarongatra, 36  mitsamboatra, 37  mivadi-po, 38  tsy maharay tena, 39  vahotra, 40  varahontsana
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how taitra
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 atitra, 44 itatra, taitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22