Teny iditra | tabaina (taba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | tabatabaina [1.2] | ||||||||
[Provincial] To be taken by and eaten greedily from the hand [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | bataina, ibatana, itabana, tabaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |