Teny iditra | sokafana (sokatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be opened [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on ouvre [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3] | |||||||||
Ohatra | Nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao:
[2.324] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sokafana io | ||||||||
Fivaditsoratra | fanasoka, fanosaka, sokafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |