|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
13 Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a border [Malay sisih, side, quarter]
[1.2] 15 the edge, the border [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 le bord, la lisière, la frontière
[1.3#611] 17 bord [1.8] |
| Tovy hevitra | 18 sisiny |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how sisina |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 sisina |
| Fototeny | 22 sisy |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats)
[1.3] |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 sisina |
| Fototeny | 32 sisy |
| Sokajin-teny | 33 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
38 Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 to be straightened
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 qu'on redresse
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 41 siansy, 42 sinasy, 43 sinisa, sisina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|