|
|
|
|

Teny iditra 1  sinta
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a pain in every part of the body arising from over-fatigue [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue [1.3]
11 douleur ressentie par suite d'une fatigue [1.54]
Ohatra  12  Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona. [2.48#114]
Voambolana  13  Fahasalamana

Fivaditsoratra  14 antsy, sinta, 15 Sitnà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20