Teny iditra |
simaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [1.1]
|
Ohatra | Dia rafitra nihinana ny anao lahy, ka voan' ny farango ny molony, hany ka simaka terý
[2.69]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
simaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau [1.3]
|
| [Merina]
Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|