Teny iditra | seza | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A chair [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Chaise [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: chaise. | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny seza io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |