Teny iditra (1/2) | 1 sata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] custom, habit; manner of governing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] coutume, habitude; manière de gouverner |
Ohatra |
6 Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [2.503] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 11 Ny Satam-pirenena Malagasy : izany tena toetra maha-malagasy ( ) |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny sata io |
Teny iditra (2/2) | 13 sata |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [Bara]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |