Teny iditra sariko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ozona na ompa ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Malédiction, imprécation [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra sariko (sary)
Sokajin-teny anarana sary sy mpisolo
Ohatra 
1Sariko io, tompoko, hoy izy. [2.499]
2Tsy notohizany ny teniny, ary tsy nilaiko ho heno koa, satria fantatro ny antony tsy itiavany hitahiry ny sariko intsony. [2.471]

Teny iditra sariko (sarika)
Sokajin-teny anarana sarika sy mpisolo

Teny iditra sariko (sary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana sarina sy mpisolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/22