Teny iditra | sarakatiny | |
Singan-teny | saraka ; aty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [ sarak' atiny ] Sombin-kena kely eo akaikin'ny atiny Hena akaikin' ny atiny, ary isan' ny fadin-kena [1.1] | |
Tsipelina hafa | sarak' atiny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11 |