Teny iditra | sandrin-tanana | |
Singan-teny | sandry ; tanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritry ny sandry hatreo amin' ny kiho ka hatramin' ny hato-tanana [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | anantsindrana, sandrin-tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |