Teny iditra | sakelidrano (helika, rano) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano [1.1] | |
Sampan'ny renirano [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ sakelin-drano ] The junction of two streams [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ sakelin-drano ] Confluent de deux cours d'eau [1.8] | |
Affluent [1.13] | ||
Tovy hevitra | zanadrano | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sakelidrano io | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |