Teny iditra | saikatsaikatra (saikatra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Hesitant, undecided [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui hésite; [1.8] | |
Ohatra | Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472] | |
Tovy hevitra | saikatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |