Teny iditra safeli-teny
Singan-teny safelika ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Allusion [1.3, 1.5]
 Circonlocution [1.3]
Ohatra 
1tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
2Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02