Teny iditra rozaroza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra lava sy miramborambo, mikiraviravy (mitovy hevitra sy fitanisana amin' ny rozaka) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est suspendu et flasque [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/24