Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ron
jina
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Tosika maherihery atao olona mijoro mba hampianjera azy
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mandronjina
,
mironjina
matoantenin' ny iharana :
aronjina
,
tafaronjina
,
voaronjina
matoantenin' ny fameno :
andronjenana
anarana :
fandronjena
,
fandronjenana
,
fandronjina
,
fironjina
,
mpandronjina
,
mpironjina
,
ronjindronjina
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31