Teny iditra | aronjina (ronjina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be jostled, to be pushed out of the way [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on pousse de côté [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aronjina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |