|
|
|
|

Teny iditra 1  rodahina
Fototeny  2 rodaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on prodigue [1.3]

Fivaditsoratra  10 ahandroy, 11 ahidrano, 12 andarohy, 13 andrahoy, 14 andraiho, 15 androahy, 16 hadi-rano, 17 hodirana, rodahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20