|
|
|
|

Teny iditra 1  rijanteny
Singan-teny  2 rija, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 texte [1.66]
Ohatra  8  Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io. [4.27]
9  Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20