Teny iditra rezatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fantsika lehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Un grand clou [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra rezatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay éructation, rot [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04