Teny iditra resy tsy miady
Singan-teny resy ; tsy ; miady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01